<-
->

Deo / Dt 9:1 Hear, O Israel: Thou art to pass over Jordan this day, to go in to possess nations greater and mightier than thyself, cities great and fenced up to heaven, MIHAINOA, ry Isiraely ô: ianao izao dia efa hita an' i Jordana hiditra eo amin' ny tany ka handresy firenen-tsamy hafa, izay lehibe sy mahery noho ianao, sy hahafaka tanàna lehibe izay misy manda manakatra ny lanitra, Mihainoa ry Israely. Ndeha hita an' i Jordany hianao izao, ary handroso haka firenena maro lehibe sy mahery noho hianao, tanàna lehibe misy manda manakatra ny lanitra. Écoute, Israël. Te voilà aujourd' hui sur le point de passer le Jourdain, pour aller déposséder des nations plus grandes et plus puissantes que toi et prendre de grandes villes dont les fortifications montent jusqu' au ciel.