<-
->

Deo / Dt 7:15 And the Lord will take away from thee all sickness, and will put none of the evil diseases of Egypt, which thou knowest, upon thee; but will lay them upon all them that hate thee. Ary harovan' i Jehovah tsy ho azon' aretina ianao, ka tsy hisy hameliny anao ny aretin-dratsin' i Egypta, izay fantatrao; fa hataony amin' izay rehetra mankahala anao kosa ireny. Hampanalavirin' ny Tompo anao ny aretina rehetra, ary tsy hisy halefany aminao akory ny areti-mandoza nanjo an' i Ejipta izay fantatrao; fa izay rehetra mankahala anao no hampahoriny amin' ireny. Yahvé détournera de toi toute maladie ; il ne t' infligera pas ces méchants maux d'Égypte que tu as connus, mais il les enverra à tous ceux qui te haïssent.