<-
->

Deo / Dt 6:3 Hear therefore, O Israel, and observe to do it; that it may be well with thee, and that ye may increase mightily, as the Lord God of thy fathers hath promised thee, in the land that floweth with milk and honey. Koa mihainoa, ry Isiraely, ka mitandrema hanaraka izany, mba hahita soa ianao, ary mba hitomboanareo indrindra, araka izay nolazain' i Jehovah, Andriamanitry ny razanao, taminao, dia any amin' ny tany tondra-dronono sy tantely. Koa henoy izany, ry Israely, ary mitandrema ny mba hanatanteraka izany, mba ho sambatra sy hitombo isa be hianao, any amin' ny tany tondra-dronono aman-tantely; araka ny nolazain' ny Tompo Andriamanitry ny razanao anao. Puisses-tu écouter, Israël, garder et pratiquer ce qui te rendra heureux et te multipliera, ainsi que te l' a dit Yahvé, le Dieu de tes pères, en te donnant une terre qui ruisselle de lait et de miel !