<-
->

Deo / Dt 4:43 Namely, Bezer in the wilderness, in the plain country, of the Reubenites; and Ramoth in Gilead, of the Gadites; and Golan in Bashan, of the Manassites. dia Bazera any an-efitra, amin' ny tany lemaka, an' ny Robenita; ary Ramota-gileada an' ny Gadita; ary Golana any Basana an' ny Manasita. Dia Bosora any an' efitra amin' ny tany lemaka, ho an' ny Robenita; Ramota any Galaada, ho an' ny Gadita; ary Golàna any Basàna ho an' ny Manasita. C'étaient, pour les Rubénites, Béçèr, dans le désert, sur le Haut-Plateau ; pour les Gadites, Ramot en Galaad ; pour les Manassites, Golân en Bashân.