<-
->

Deo / Dt 4:22 But I must die in this land, I must not go over Jordan: but ye shall go over, and possess that good land. Fa izaho ho faty amin' ity tany ity, fa tsy hita an' i Jordana; fa ianareo kosa no hita ka handova izany tany soa izany. Ho faty amin' ity tany ity aho, fa tsy hìta an' i Jordany, fa hianareo no hìta azy, sy hanana izany tany soa izany. Oui, je vais mourir en ce pays-ci et je ne passerai pas ce Jourdain. Mais vous, vous allez le passer et prendre possession de cet heureux pays.