<-
->

Deo / Dt 4:21 Furthermore the Lord was angry with me for your sakes, and sware that I should not go over Jordan, and that I should not go in unto that good land, which the Lord thy God giveth thee for an inheritance: Ary Jehovah dia tezitra tamiko noho ny aminareo ka nianiana fa tsy hita an' i Jordana aho, na hiditra any amin' ny tany soa izay omen' i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao. Ary tezitra tamiko Iaveh noho ny aminareo, ka nianiana izy fa tsy hìta an' i Jordany aho, ary tsy hiditra any amin' ny tany soa omen' ny Tompo Andriamanitrao anao ho lovanao. A cause de vous, Yahvé s' est irrité contre moi ; il a juré que je ne passerais pas le Jourdain et que je n' entrerais pas dans l' heureux pays qu' il te donne en héritage.