<-
->

Deo / Dt 34:9 And Joshua the son of Nun was full of the spirit of wisdom; for Moses had laid his hands upon him: and the children of Israel hearkened unto him, and did as the Lord commanded Moses. Ary Josoa, zanak' i Nona, dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Mosesy tanana izy; dia nihaino azy ny Zanak' Isiraely ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ary Josoe, zanak' i Nòna, dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Moizy tànana izy, ka nanoa azy ny zanak' Israely sy nanao araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Josué, fils de Nûn, était rempli de l' esprit de sagesse, car Moïse lui avait imposé les mains. C' est à lui qu' obéirent les Israélites agissant selon l' ordre que Yahvé avait donné à Moïse.