<-
->

Deo / Dt 33:11 Bless, Lord, his substance, and accept the work of his hands; smite through the loins of them that rise against him, and of them that hate him, that they rise not again. Jehovah ô, tahio ny heriny, Ary aoka ho sitrakao ny asan' ny tànany; Asio mafy ny valahan' izay mitsangana hiady aminy, Ka aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy. Tahio ny heriny, ry Tompo o! ankasitraho ny asan' ny tanany; folahy ny valahan' izay mandrafy azy sy izay mankahala azy: aoka tsy hiarina intsony ireny. Bénis, Yahvé, sa valeur et agrée l' oeuvre de ses mains. Brise les reins de ses adversaires et de ceux qui le haïssent, pour qu' ils ne tiennent pas !