<-
->

Deo / Dt 32:51 Because ye trespassed against me among the children of Israel at the waters of MeribahKadesh, in the wilderness of Zin; because ye sanctified me not in the midst of the children of Israel. satria nivadika tamiko teo amin' ny Zanak' Isiraely ianareo tao amin' ny ranon' i Meriba any Kadesy, tany an-efitra Zina; fa tsy nahamasina Ahy teo amin' ny Zanak' Isiraely ianareo. satria nanota tamiko teo afovoan' ny zanak' Israely hianareo, tao amin' ny ranon' i Meribà any Kadesy, amin' ny efitra Sina, ka tsy nankamasina ahy, teo afovoan' ny zanak' Israely. Parce que vous m' avez été infidèles au milieu des Israélites aux eaux de Meriba-Cadès, dans le désert de Çîn, parce que vous n' avez pas manifesté ma sainteté au milieu des Israélites,