<-
->

Deo / Dt 31:16 And the Lord said unto Moses, Behold, thou shalt sleep with thy fathers; and this people will rise up, and go a whoring after the gods of the strangers of the land, whither they go to be among them, and will forsake me, and break my covenant which I have made with them. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro fa hodi-mandry any amin' ny razanao ianao; ary hitsangana ity firenena ity ka hijangajanga hanaraka ny andriamani-kafa any amin' ny tany izay efa hidirany honenana, dia hahafoy Ahy izy ka hivadika ny fanekeko izay nataoko taminy. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Indro efa ho tafandriana any amin' ny razanao hianao, ary ity vahoaka ity hitsangana hitolo-tena amin' ny andriamani-kafa any amin' ny tany efa hidirany. Handao ahy izy ary hivadika ny fanekena nataoko taminy. Yahvé dit à Moïse : " Voici que tu vas te coucher avec tes pères, et ce peuple est sur le point de se prostituer en suivant des dieux du pays étranger où il va pénétrer. Il m' abandonnera et rompra l' alliance que j' ai conclue avec lui.