<-
->

Deo / Dt 3:8 And we took at that time out of the hand of the two kings of the Amorites the land that was on this side Jordan, from the river of Arnon unto mount Hermon; Ary nalaintsika tamin' izany andro izany tamin' ny mpanjaka roan' ny Amorita ny tany izay any an-dafin' i Jordana, hatramin' ny lohasahan-driaka Arnona ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona Koa tamin' izany andro izany dia azontsika tamin' ny mpanjakan' ny Amoreana roa, ny tany any an-dafin' i Jordany, hatramin' ny ranon-driaka Arnona, ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona; Ainsi, en ce temps-là, avons-nous pris le pays aux deux rois amorites d' au-delà du Jourdain, depuis le torrent de l' Arnon jusqu' au mont Hermon