<-
->

Deo / Dt 3:3 So the Lord our God delivered into our hands Og also, the king of Bashan, and all his people: and we smote him until none was left to him remaining. Dia natolotr' i Jehovah Andriamanitsika teo an-tanantsika koa Oga, mpanjakan' i Basana, sy ny vahoakany rehetra; dia nandresy azy isika mandra-paha-tsi-hisy niangana na dia iray akory aza. Koa natolotry ny Tompo Andriamanitsika teo an-tànantsika koa Oga mpanjakan' i Basàna, mbamin' ny vahoakany rehetra; dia nasiantsika izy mandra-paha-tsy nisy niangana ny vahoakany na dia iray aza. Yahvé notre Dieu livra aussi en notre pouvoir Og, roi du Bashân, et tout son peuple. Nous le battîmes si bien que pas un n' en réchappa.