<-
->

Deo / Dt 3:17 The plain also, and Jordan, and the coast thereof, from Chinnereth even unto the sea of the plain, even the salt sea, under Ashdothpisgah eastward. ary ny tani-hay koa sy Jordana ary ny fari-tany hatrany Kireneta ka hatramin' ny ranomasina amin' ny tani-hay, dia ny Ranomasin-tsira, eo am-bodin' i Pisga, dia ao atsinanany. mbamin' i Arabaha, ka i Jordany no faritra ao, hatrany Kenereta ka hatrany amin' ny ranomasin' ny Arabaha sy ny ranomasin-tSira eo ambodin' ny kisolososon' i Fasgà any atsinanana. La Araba et le Jourdain servaient de frontière, depuis Kinnérèt jusqu'à la mer de la Araba la mer Salée , au pied des pentes du Pisga à l' orient.