<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 3:16 | And unto the |
Ary ny Robenita sy ny Gadita dia nomeko ny hatrany Gileada ka hatramin' ny lohasahan-driaka Arnona, dia ny antsasaky ny lohasaha, sy ny fari-tany hatramin' ny amoron' ny lohasahan-driaka Jaboka, izay fari-tanin' ny taranak' i Amona, | Ny Robenita sy ny Gadita nomeko ny sasany amin' i Galaada hatramin' ny ranon-driaka Arnona, ny am-pamatonan' ny lohasaha no faritra aminy, hatramin' ny ranon-driaka Jabaoka, sisin-tanin' ny zanak' i Amona, | Aux |