<-
->

Deo / Dt 3:14 Jair the son of Manasseh took all the country of Argob unto the coasts of Geshuri and Maachathi; and called them after his own name, Bashanhavothjair, unto this day. Jaïra, zanak' i Manase, no nahafaka ny tany Argoba rehetra, hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita; ary ny anaran' izany (dia Basana) nataony hoe Havota-jaira, araka ny anaran-tenany ihany, mandraka androany). Jaira, zanak' i Manase no nahazo ny tany Argoba, hatramin' ny sisin-tanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ary nantsoiny amin' ny anarany ny vohitr' i Basàna izay atao hoe vohitr' i Jaira, mandrak' androany. Yaïr, fils de Manassé, s'était emparé de toute la confédération d' Argob jusqu' aux frontières des Geshurites et des Maakatites, qu' il appela - ce Bashân - de son nom " Douars de Yaïr " jusqu'à ce jour.