<-
->

Deo / Dt 3:13 And the rest of Gilead, and all Bashan, being the kingdom of Og, gave I unto the half tribe of Manasseh; all the region of Argob, with all Bashan, which was called the land of giants. ry Gileada sisa sy Basana rehetra, izay fanjakan' i Oga, dia nomeko ny antsasaky ny firenen' i Manase, dia ny tany Argoba rehetra, dia Basana rehetra (atao hoe tanin' ny Refaita izany. Ary nomeko ny antsasaky ny fokon' i Manase ny sisa amin' i Galaada sy ilay faritanin' i Basàna manontolo izay fanjakan' i Oga. Ny tany Argoba rehetra sy Basàna rehetra no atao hoe tanin' ny Refaïma. A la demi-tribu de Manassé, je donnai le reste de Galaad et tout le Bashân, royaume d' Og. Toute la confédération d' Argob, tout le Bashân, c' est ce qu' on appelle le pays des Rephaïm.