<-
->

Deo / Dt 3:11 For only Og king of Bashan remained of the remnant of giants; behold his bedstead was a bedstead of iron; is it not in Rabbath of the children of Ammon? nine cubits was the length thereof, and four cubits the breadth of it, after the cubit of a man. Fa Oga, mpanjakan' i Basana, ihany no sisa velona tamin' ny Refalta; indro, farafara vy ny farafarany (tsy ao Raban' ny taranak' i Amona va Izany?), sivy hakiho ny halavany, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakihon' ny lehilahy. Oga mpanjakan' i Basàna, no hany taranaky ny Refaïma sisa tavela. Moa tsy ao Rabata va ao amin' ny taranak' i Amona, ny farafarany, farafara vy? Sivy hakiho ny halavany, efatra hakiho ny sakany, amin' ny hakihon-dehilahy. Or Og, roi du Bashân, était le dernier survivant des Rephaïm : son lit est le lit de fer qu' on voit à Rabba-des-Ammonites, long de neuf coudées et large de quatre, en coudées d' hommes.