<-
->

Deo / Dt 3:1 Then we turned, and went up the way to Bashan: and Og the king of Bashan came out against us, he and all his people, to battle at Edrei. Dia niverina isika ka niakatra tamin' ny lalana mankany Basana; ary nivoaka hiady amintsika tao Edrehy Oga, mpanjakan' i Basana, mbamin' ny vahoakany rehetra. Dia nihodina isika ka niakatra tamin' ny làlana mankany Basàna, ary nivoaka hifanehatra amintsika Oga mpanjakan' i Basàna mbamin' ny vahoakany rehetra, mba hiady amintsika tao Edraìa. Nous prîmes alors le chemin du Bashân et nous y montâmes. Og, roi du Bashân, marcha à notre rencontre, lui et tout son peuple, pour nous combattre à Édréï.