<-
->

Deo / Dt 29:9 Keep therefore the words of this covenant, and do them, that ye may prosper in all that ye do. Hianareo rehetra miseho eto anatrehan' i Jehovah Andriamanitrareo anio, dia ny lehibenareo sy ny firenenareo, ny lohan' ny firenenareo sy ny mpifehy anareo ary ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely, Miseho eto anatrehan' ny Tompo Andriamanitrareo hianareo rehetra anio, dia ny lehibenareo, ny fokonareo, ny loholonareo, ny mpifehy anareo, ny lehilahy rehetra amin' Israely, Vous voici aujourd' hui debout devant Yahvé votre Dieu : vos chefs de tribus, vos anciens, vos scribes, tous les hommes d' Israël,