<-
->

Deo / Dt 29:20 The Lord will not spare him, but then the anger of the Lord and his jealousy shall smoke against that man, and all the curses that are written in this book shall lie upon him, and the Lord shall blot out his name from under heaven. Dia hosarahin' i Jehovah amin' ny firenen' Isiraely rehetra ho amin' ny loza izy, araka ny fanozonana rehetra amin' ny fanekena izay voasoratra amin' ity bokin' ny lalàna ity. Hosarahin' ny Tompo amin' ny fokon' Israely rehetra izy, ka hatolony amin' ny loza, araka ny fanozonana momba ny fanekena voasoratra amin' ity bokin' ny lalàna ity. Yahvé le mettra à part de toutes les tribus d' Israël, pour son malheur, selon toutes les imprécations de l' alliance inscrite au livre de cette Loi.