<-
->

Deo / Dt 27:12 These shall stand upon mount Gerizim to bless the people, when ye are come over Jordan; Simeon, and Levi, and Judah, and Issachar, and Joseph, and Benjamin: Ireto no hijanona eo an-tendrombohitra Gerizima hitso-drano ny vahoaka, rehefa tafita an' i Jordana ianareo: dia ny Simeona sy ny Levy sy ny Joda sy ny Isakara sy ny Josefa ary ny Benjamina. Rahefa tafita an' i Jordany hianareo, dia ireto no hitoetra hitso-drano ny vahoaka ao an-tendrombohitra Garizima: Simeona, Levì, Jodà, Isakara, Josefa ary Benjamina; " Lorsque vous aurez passé le Jourdain, voici ceux qui se tiendront sur le mont Garizim pour bénir le peuple : Siméon et Lévi, Juda et Issachar, Joseph et Benjamin.