<-
->

Deo / Dt 26:5 And thou shalt speak and say before the Lord thy God, A Syrian ready to perish was my father, and he went down into Egypt, and sojourned there with a few, and became there a nation, great, mighty, and populous: Dia hiteny eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao hoe: Syriana mpanjenjena no raiko, ka nidina tany Egypta izy, dia nivahiny tany mbamin' ny olom-bitsy; ary tany izy no tonga firenena lehibe sy mahery sady maro isa. Ary hiteny eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao hianao ka hanao hoe: Ny raiko dia Arameana efa saiky maty; nidina nankany Ejipta izy, nomban' olom-bitsy dia zary mpivahiny tany; tao izy no tonga firenena lehibe sy mahery ary maro. Tu prononceras ces paroles devant Yahvé ton Dieu : " Mon père était un Araméen errant qui descendit en Égypte, et c' est en petit nombre qu' il y séjourna, avant d' y devenir une nation grande, puissante et nombreuse.