<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 25:6 | And it shall be, that the firstborn which she beareth shall succeed in the name of his brother which is dead, that his name be not put out of |
Ary ny lahimatoa izay haterany dia hitondra ny anaran' ilay rahalahy izay efa maty, mba tsy ho faty maso eo amin' ny Isiraely izy. | Ary ny voalohan-janany lahy haterany no handova ilay rahalahy maty sy haka ny anarany, mba tsy ho faty eo amin' Israely izany anarana izany. | et le premier-né qu' elle enfantera relèvera le nom de son frère défunt ; ainsi son nom ne sera pas effacé d' |