<-
->

Deo / Dt 24:7 If a man be found stealing any of his brethren of the children of Israel, and maketh merchandise of him, or selleth him; then that thief shall die; and thou shalt put evil away from among you. Raha misy olona hita mangalatra ny anankiray amin' ny Zanak' Isiraely rahalahiny ka manandevo azy, dia hatao maty izany mpangalatra izany; hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy. Raha misy olona azo nangalatra ny anankiray amin' ny rahalahiny ao amin' ny zanak' Israely ka nanandevo azy, na nivarotra azy, dia hohelohin-ko faty izany mpangalatra izany. Izany no hamongoranao ny ratsy eo afovoanao. Si on trouve un homme qui enlève l' un de ses frères, parmi les Israélites, - qu' il l' exploite lui-même ou qu' il le vende, - ce voleur mourra. Tu feras disparaître le mal du milieu de toi.