<-
->

Deo / Dt 23:8 The children that are begotten of them shall enter into the congregation of the Lord in their third generation. Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin' ny taniny ianao. azo raisina hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo ny zaza nateraka avy amin' izy ireo, hatreo amin' ny taranaka fahatelo. Tu ne tiendras pas l'Édomite pour abominable, car c' est ton frère. Tu ne tiendras pas l'Égyptien pour abominable, car tu as été un étranger dans son pays.