<-
->

Deo / Dt 2:37 Only unto the land of the children of Ammon thou camest not, nor unto any place of the river Jabbok, nor unto the cities in the mountains, nor unto whatsoever the Lord our God forbad us. Kanefa ny tanin' ny taranak' i Amona no tsy nakekenareo, dia ny tany amoron' ny lohasahan-driaka Jaboka, sy ny tanàna ao amin' ny tany havoana, ary izay rehetra nandraran' i Jehovah Andriamanitsika antsika. Tsy nisy nakekenao anefa ny tanin' ny taranak' i Amona, ary na aiza na aiza koa teo amoron' ny ranon-driaka Jabaoka, na ny tanàna eo amin' ny tendrombohitra na ny toerana rehetra efa nandraran' ny Tompo Andriamanitsika anao. Toutefois du pays des Ammonites tu n' approchas point, ni de la région du torrent du Yabboq ni des villes de la montagne, ni de tout ce qu' avait interdit Yahvé notre Dieu.