<-
->

Deo / Dt 13:5 And that prophet, or that dreamer of dreams, shall be put to death; because he hath spoken to turn you away from the Lord your God, which brought you out of the land of Egypt, and redeemed you out of the house of bondage, to thrust thee out of the way which the Lord thy God commanded thee to walk in. So shalt thou put the evil away from the midst of thee. Manaraha an' i Jehovah Andriamanitrareo, ka aoka Izy no hatahoranareo, ary ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo, ary aoka Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo. Fa izany mpaminany na mpanonofy izany kosa dia ataovy maty, satria fikomiana amin' ny Tompo Andriamanitrareo, izay nampivoaka anareo tany amin' ny tany Ejipta, sy nanafaka anareo tamin' ny trano fanandevozana, no efa notorìna mba hampivily anao hiala amin' ny làlana nasain' ny Tompo Andriamanitrao halehanao. Dia izany no hamongoranao ny ratsy eo aminao. C' est Yahvé votre Dieu que vous suivrez et c' est lui que vous craindrez, ce sont ses commandements que vous garderez, c' est à sa voix que vous obéirez, c' est lui que vous servirez, c' est à lui que vous vous attacherez.