<-
->

Deo / Dt 12:10 But when ye go over Jordan, and dwell in the land which the Lord your God giveth you to inherit, and when he giveth you rest from all your enemies round about, so that ye dwell in safety; Fa rehefa tafita an' i Jordana ianareo ka monina any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrareo anareo holovana, ary homeny fitsaharan' ady amin' ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fahizay, Fa hita an' i Jordany hianareo, ka honina any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrareo ho lovanareo, dia homeny fitsaharana hianareo, tsy hohelingelenin' ny fahavalo manodidina anareo, ka handry fahizay. Vous allez passer le Jourdain et demeurer dans le pays que Yahvé votre Dieu vous donne en héritage ; il vous établira à l' abri de tous vos ennemis alentour, et vous aurez une sûre demeure.