<-
->

Deo / Dt 11:6 And what he did unto Dathan and Abiram, the sons of Eliab, the son of Reuben: how the earth opened her mouth, and swallowed them up, and their households, and their tents, and all the substance that was in their possession, in the midst of all Israel: ary izay nataony tamin' i Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, zanak' i Robena, teo amin' ny Isiraely rehetra, dia izay nisokafan' ny tany sy nitelemany azy mbamin' ny ankohonany sy ny lainy ary ny zava-manan' aina izay nomba azy; izay nataony tamin' i Datàna sy Abirona zanak' i Eliaba, zana-dRobena, fa nivava ny tany ka nitelina azy mbamin' ny fianakaviany sy ny lainy ary ny olona rehetra momba azy teo afovoan' Israely rehetra. ce qu' il a fait à Datân et à Abiram, les fils d'Éliab le Rubénite, quand la terre ouvrit sa bouche et les engloutit au milieu de tout Israël, avec leurs familles, leurs tentes et tous les gens qui les suivaient.