<-
->

Deo / Dt 11:4 And what he did unto the army of Egypt, unto their horses, and to their chariots; how he made the water of the Red sea to overflow them as they pursued after you, and how the Lord hath destroyed them unto this day; sy izay nataony tamin' ny miaramilan' ny Egyptiana sy ny soavaliny ary ny kalesiny, dia ny nanasaforany azy tao amin' ny Ranomasina Mena, raha nanenjika anareo Izy, dia voaringan' i Jehovah mandraka androany, ny nafitsony tamin' ny tafik' i Ejipta, ny soavaly aman-kalesiny; akory izany namarinany ny ranon' ny ranomasina Mena, hanafotra an' ireny, fony izy nanenjika anareo! Akory izany nandringan' ny Tompo azy ho levona mandraka androany! ce qu' il a fait aux armées de l'Égypte, à ses chevaux et à ses chars, en ramenant sur eux les eaux de la mer des Roseaux lorsqu' ils vous poursuivaient et comme il les a anéantis jusqu' aujourd' hui ;