<-
->

Deo / Dt 11:31 For ye shall pass over Jordan to go in to possess the land which the Lord your God giveth you, and ye shall possess it, and dwell therein. Fa ianareo efa handeha hita an' i Jordana ka hiditra sy handova ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary handova azy ianareo ka honina eo; Fa ndeha hita an' i Jordany hianareo, ka halainareo ho anareo ny tany izay omen' ny Tompo Andriamanitrareo anareo, dia hanana azy hianareo ary honina ao. Car vous allez passer le Jourdain, pour venir prendre possession du pays que Yahvé votre Dieu vous donne. Vous le posséderez, vous y demeurerez,