<-
->

Deo / Dt 11:3 And his miracles, and his acts, which he did in the midst of Egypt unto Pharaoh the king of Egypt, and unto all his land; sy ny famantarany sy ny asany, izay nataony tany Egypta tamin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, sy ny taniny rehetra, ny fahagagana aman' asa nataony teo afovoan' i Ejipta, tamin' i Faraona mpanjakan' i Ejipta sy tamin' ny taniny rehetra; les signes et les oeuvres qu' il a accomplis au coeur de l'Égypte, contre Pharaon, roi d'Égypte, et tout son pays,