<-
->

Deo / Dt 10:12 And now, Israel, what doth the Lord thy God require of thee, but to fear the Lord thy God, to walk in all his ways, and to love him, and to serve the Lord thy God with all thy heart and with all thy soul, Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain' i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin' ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, Ary ankehitriny, ry Israely, inona moa no angatahin' ny Tompo Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny mba hatahoranao an' ny Tompo Andriamanitrao, amin' ny fizoranao eo amin' ny làlany rehetra, sy amin' ny fitiavanao ary fanompoanao an' ny Tompo Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy amin' ny fanahinao rehetra; Et maintenant, Israël, que te demande Yahvé ton Dieu, sinon de craindre Yahvé ton Dieu, de suivre toutes ses voies, de l' aimer, de servir Yahvé ton Dieu de tout ton coeur et de toute ton âme,