<-
->

Deo / Dt 1:8 Behold, I have set the land before you: go in and possess the land which the Lord sware unto your fathers, Abraham, Isaac, and Jacob, to give unto them and to their seed after them. Indro, efa natolotro eo anoloanareo ny tany, idiro ka lovao ny tany izay efa nianianan' i Jehovah tamin' ny razanareo, Abrahama sy Isaka ary Jakoba, homena azy sy ny taranany mandimby azy. Indro, ataoko eo anoloanareo izany tany izany, ka mandehana alaovy hanananareo azy, ny tany efa nianianan' ny Tompo tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba rainareo, homena azy, dia ho azy ireo sy ny taranany mandimby azy. Voici le pays que je vous ai donné ; allez donc prendre possession du pays que Yahvé a promis par serment à vos pères, Abraham, Isaac et Jacob, et à leur postérité après eux. "