<-
->

Deo / Dt 1:4 After he had slain Sihon the king of the Amorites, which dwelt in Heshbon, and Og the king of Bashan, which dwelt at Astaroth in Edrei: rehefa namono an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy. dia nony efa nandresy an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tao Hesebona, sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tao Atarota sy Edraia. Il avait battu Sihôn, roi des Amorites qui résidait à Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui résidait à Ashtarot et à Édréï.