<-
->

Deo / Dt 1:38 But Joshua the son of Nun, which standeth before thee, he shall go in thither: encourage him: for he shall cause Israel to inherit it. fa Josoa, zanak' i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, izy no hiditra any, koa izy no ampaherezo, fa izy no hampandova ny Zanak' Isiraely ny tany. fa Josoe mpanomponao zanak' i Nòna, no hiditra any; ankaherezo izy, fa izy no hampahazo an' Israely izany tany izany; C' est ton serviteur Josué, fils de Nûn, qui y entrera. Affermis-le, car c' est lui qui devra mettre Israël en possession du pays.