<-
->

Deo / Dt 1:30 The Lord your God which goeth before you, he shall fight for you, according to all that he did for you in Egypt before your eyes; Jehovah Andriamanitrareo, Izay mandeha eo anoloanareo, Izy no hiady ho anareo, araka izay rehetra nataony ho anareo tany Egypta teo imasonareo, fa Iaveh Andriamanitrareo izay mandeha eo alohanareo, dia izy no hiady ho anareo, araka izay rehetra efa nataony ho anareo tany Ejipta teo imasonareo, Yahvé votre Dieu qui marche à votre tête combattra pour vous, tout comme vous l' avez vu faire en Égypte.