<-
->

Lio / Lk 9:33 And it came to pass, as they departed from him, Peter said unto Jesus, Master, it is good for us to be here: and let us make three tabernacles; one for thee, and one for Moses, and one for Elias: not knowing what he said. Ary tamin' ny nisarahan' izy roa lahy taminy dia hoy Petera tamin' i Jesosy: Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay telo: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an' i Mosesy, ary ny anankiray ho an' i Elia; nefa tsy fantany izay nolazainy. Ary tamin' izy roa lahy nihataka, dia hoy Piera tamin' i Jeso: Ry Mpampianatra ô, mahafinaritra ny mitoetra atý, ka andeha hanangana lay telo eto, ny iray ho anao, ny iray ho an' i Moizy, ary ny iray ho an' i Elia; tsy fantany anefa izay nolazainy. Et il advint, comme ceux-ci se séparaient de lui, que Pierre dit à Jésus : " Maître, il est heureux que nous soyons ici ; faisons donc trois tentes, une pour toi, une pour Moïse et une pour Élie " : il ne savait ce qu' il disait.