<-
->

Lio / Lk 5:14 And he charged him to tell no man: but go, and shew thyself to the priest, and offer for thy cleansing, according as Moses commanded, for a testimony unto them. Ary Jesosy nandrara azy tsy hilaza amin' olona na dia iray akory aza; fa mandehana, hoy Izy, misehoa amin' ny mpisorona, ka manatera ny fanadiovana anao araka ny nandidian' i Mosesy, ho vavolombelona amin' ireo. Noraran' i Jeso tsy hilaza izany na amin' iza na amin' iza izy; fa mandehana misehoa amin' ny mpisorona, hoy izy, ary manatera ny fanatitra noho ny fahasitrananao, araka ny voadidin' i Moizy, mba ho vavolombelona amin' ny olona. Et il lui enjoignit de n' en parler à personne : " Mais va-t' en te montrer au prêtre, et offre pour ta purification selon ce qu' a prescrit Moïse : ce leur sera une attestation. "