<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 22:58 | And after a little while another saw him, and said, Thou art also of them. And |
Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman' ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho. | Nony afaka kelikely dia nisy lehilahy anankiray koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa lahy naman' irony olona irony. Fa hoy Piera: Ry sakaiza, tsy nàmany akory aho. | Peu après, un autre, l' ayant vu, déclara : " Toi aussi, tu en es ! " Mais |