<-
->

Lio / Lk 17:29 But the same day that Lot went out of Sodom it rained fire and brimstone from heaven, and destroyed them all. fa tamin' ny andro izay nivoahan' i Lota avy tao Sodoma, dia nisy afo sy solifara nilatsaka avy tany an-danitra ka nandringana azy rehetra. fa tamin' ny andro nivoahan' i Lota tao Sodoma kosa, nisy afo sy solifara avy any an-danitra nilatsaka nandringana azy rehetra. mais le jour où Lot sortit de Sodome, Dieu fit pleuvoir du ciel du feu et du soufre, et il les fit tous périr.