<-
->

Lio / Lk 16:31 And he said unto him, If they hear not Moses and the prophets, neither will they be persuaded, though one rose from the dead. Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an' i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin' ny maty aza. Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an' i Moizy sy ny Mpaminany izy, dia tsy hino na dia misy mitsangana amin' ny maty aza. Mais il lui dit : "Du moment qu' ils n'écoutent pas Moïse et les Prophètes, même si quelqu' un ressuscite d' entre les morts, ils ne seront pas convaincus. " "