<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 14:15 | And when one of them that sat at meat with him heard these things, he said unto him, Blessed is he that shall eat bread in the kingdom of |
Ary ny anankiray tamin' izay niara-nipetraka nihinana taminy dia nandre izany ka nanao taminy hoe: Sambatra izay hihinan-kanina ao amin' ny fanjakan' Andriamanitra. | Nony nandre izany ny anankiray tamin' izay niara-nihinana teo, dia nanao tamin' i Jeso hoe: Sambatra lahy izay hanana anjara amin' ny fihinanam-be any amin' ny fanjakan' Andriamanitra. | A ces mots, l' un des convives lui dit : " Heureux celui qui prendra son repas dans le Royaume de |