<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 12:54 | And he said also to the people, When ye see a cloud rise out of the west, straightway ye say, There cometh a shower; and so it is. | Ary hoy Jesosy tamin' ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin' izay dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany. | Dia hoy koa izy tamin' ny vahoaka: Raha vao mahita rahona avy any andrefana hianareo, dia manao hoe: Ho avy ny orana, ka avy tokoa izy; | Il disait encore aux foules : " Lorsque vous voyez un nuage se lever au couchant, aussitôt vous dites que la pluie vient, et ainsi arrive-t-il. |