<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 12:22 | And he said unto his disciples, Therefore I say unto you, Take no thought for your life, what ye shall eat; neither for the body, what ye shall put on. | Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin' ny ainareo, izay hohaninareo, na ny amin' ny tenanaren, izay hotafinareo. | Dia hoy Jeso tamin' ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo fa aza manahy izay hanina hivelomanareo, na izay fitafiana hitafian' ny vatanareo; | Puis il dit à ses disciples : " Voilà pourquoi je vous dis : Ne vous inquiétez pas pour votre vie de ce que vous mangerez, ni pour votre corps de quoi vous le vêtirez. |