<-
->

Mar / Mk 7:31 And again, departing from the coasts of Tyre and Sidon, he came unto the sea of Galilee, through the midst of the coasts of Decapolis. Ary Jesosy niala indray tamin' ny sisin-tanin' i Tyro, dia namaky an' i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron' ny Ranomasin' i Galilia. Niala indray tany amin' ny faritanin' i Tira Jeso, ary namaky ny faritanin' i Sidona ka tonga tany amoron' ny ranomasin' i Galilea, amin' ny faritanin' i Dekapaoly. S' en retournant du territoire de Tyr, il vint par Sidon vers la mer de Galilée, à travers le territoire de la Décapole.