<-
->

Mar / Mk 7:3 For the Pharisees, and all the Jews, except they wash their hands oft, eat not, holding the tradition of the elders. (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra tsy mba mihinana, raha tsy efa manasa tsara ny tànany, satria mitàna ny fampianarana voatolotry ny razana izy. Fa ny Farisiana sy ny Jody rehetra dia tsy mihinana raha tsy efa voasasany tsara aloha ny tànany, fa mitana ny fanaon-drazana izy; les Pharisiens, en effet, et tous les Juifs ne mangent pas sans s'être lavé les bras jusqu' au coude, conformément à la tradition des anciens,