<-
->

Mar / Mk 12:19 Master, Moses wrote unto us, If a man' s brother die, and leave his wife behind him, and leave no children, that his brother should take his wife, and raise up seed unto his brother. Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin' ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5). Ry Mpampianatra ô, izao no nosoratan' i Moizy ho antsika: Raha misy lehilahy maty momba ka mbola velona ny vadiny, dia aoka ny rahalahiny no hampakatra ny vadiny mba hiteraka hamelo-maso azy. " Maître, Moïse a écrit pour nous : "Si quelqu' un a un frère qui meurt en laissant une femme sans enfant, que ce frère prenne la femme et suscite une postérité à son frère. "