<-
->

Mar / Mk 10:4 And they said, Moses suffered to write a bill of divorcement, and to put her away. Ary hoy izy: Navelan' i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1). Dia hoy izy: Nomen' i Moizy làlana hanao taratasy fisaoram-bady sy hisao-bady ny lehilahy. " Moïse, dirent-ils, a permis de rédiger un acte de divorce et de répudier. "