<-
->

Mat / Mt 28:15 So they took the money, and did as they were taught: and this saying is commonly reported among the Jews until this day. Dia nandray ny vola izy ka nanao araka ny teny nomeny azy; ary izany teny izany dia naelin' ny Jiosy mandraka androany. Dia nandray ny vola ny miaramila, ka nanao araka ny teny nomeny azy. Ary izany teny naelin' izy ireo izany no mbola inoan' ny Jody mandraka androany. Les soldats, ayant pris l' argent, exécutèrent la consigne, et cette histoire s' est colportée parmi les Juifs jusqu'à ce jour.